content top
A la Une

Hafatra : Tantara faha 2

Hafatra : Tantara faha 2
21 – Ary rehefa niara-nihevitra tamin’ny olona izy, dia nanendry mpihira ho an’i Jehovah hidera amin’ny fihaingoana masina, raha mivoaka eo anoloan’ny olona efa voaomana hiady, ka hanao hoe : « Miderà...

MPIVAVAKA SA KRISTIANA?

MPIVAVAKA SA KRISTIANA?
A : Toa mpivavaka be hono ise ity ? B : Marina izany. Fa tiako kokoa raha kristiana no iantsoan’ise ahy fa tsy hoe « mpivavaka ». A : Tsy mitovy ihany ve izany e ? B : Tsy mitovy ka. Betsaka ny olona no mivavaka, fa ilay ivavahana no samy...

Hatramin’ny niantombohan’ny kr...

Hatramin’ny niantombohan’ny krizy ka hatramin’izao fotoana izao dia niresaka tamin’ny Malagasy rehetra tamin’ny fomba maro samihafa Andriamanitra. Raha Malagasy ianao dia natao ho anao ity hafatra ity.
Hatramin’ny niantombohan’ny krizy ka hatramin’izao fotoana izao dia niresaka tamin’ny Malagasy rehetra tamin’ny fomba maro samihafa Andriamanitra. Raha Malagasy ianao dia natao ho anao ity hafatra ity.   Tsy manavakavaka Andriamanitra fa...

Vavaka

Vavaka
Ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, Misaotra anao izahay noho ny fanantenana entin’ny Teninao ho anay isan’andro. Mifona aminao izahay fa na dia mikendry izay hampaherezana anay amin’izany Teny velona izany aza Ianao, ka...
Politique « Défendez le choix du peuple jusqu’à la fin! »
Tel est le mot d’ordre lancé par le président Ravalomanana aux partisans du Kianjan’ny Finoana de Behoririka, ce mercredi 15 janvier 2014. « Vous devez défendre votre choix jusqu’à la fin, la vérité est en marche et finit toujours par éclater. Alors, n’ayez pas peur et restez...
Diplomatie Letter from Brian Currin, to Madagascar chancelleries
Your Excellencies For the past 20 years I have worked in peace process facilitation and democracy enhancing. I regard myself as an independent practitioner even although in most instances my introduction to a peace process is through one of the parties. I endeavour to serve the peace process rather than the...
Déplacements dans les régions Région Melaky: les districts mis au parfum des élections du 20 décembre
L’équipe de Neny Lalao Ravalomanana a sillonné les principaux districts de la région Melaky ,ce mardi 17 décembre 2013, à savoir: Antsalova, Bekopaka, Morafenobe, Ambatomainty, Maintirano. Le nombre des candidats parlementaires sous la bannière de la Mouvance Ravalomanana montant en crescendo,...
Zava-bita Neny Lalao Ravalomanana Rakotonirainy met la lutte contre la pauvreté en tête des priorités pour reconstruire la nation malgache.
Lors de la conférence de presse qu’elle a donnée le 2 juillet 2013 dernier, Neny Lalao Ravalomanana a exprimé ouvertement sa profonde préoccupation de l’extrême pauvreté  dans laquelle se trouve d’innombrables familles malgaches dans toutes les régions qu’elle a visitées. Elle a fait...